Taratra

    Madagascar, Kolikoly tao amin(ny ENMG, mitaky ny marina amin’ny minisitra ny ONG – Taratra du 23 mars 2018

    “Inona no tena antony nanapahan-dRtoa minisitra hevitra hanokatra indray ny efitrano sy nandoro ireo taratasim-panadianna izay porofo? Inona marina ny tena arovan-dRtoa minisitra amin’izao?”

    Madagascar – Afa-baraka ny fanjakana – miverina amin’ny toerany ny tonia ambony mpampanoa lalàna – Taratra du 14 mars 2018

    Mitafy henatra tanteraka ny fitondrana sy ny minisiteran’ny Fitsarana. Voaporofo izao fa tsy mahay sy tsy mahalala ny tokony hataony ny mpitondra . naverin’ny...

    Madagascar – Noho tsy fanarahan-dalàna, kolikoly – Mikorontana tanteraka ny fitsarana – Taratra du 12 mars 2018

    Mbola to teny na didy sy azo itokisana ihany ve ny fitsarana malagasy amin'izao ? Eo ny fitsaram-bahoaka milaza azy. Efa mba niova ve ny fanadihadihan'ny Afrobaromètre sy ny Bianco, ohatra, fa anisan'ny mahabe fitarainana indrindra noho ny kolikoly ny fitsarana ?

    Madagascar – Kolikoly tao amn’ny ENMG – Nisy nandoro ny porofo reheta – Taratra 10 mars 2018 T

    Nisy nandoro, omaly, ny efitra iray nanagiazana ny taratasy manaporofo ny fisian'ny kolikoly tamin'ny fanadinana hidirana ao amin'ny ENMG. Voalaza fa tompon'andraikitra ambony ao amin'ny fitsarana ny nahavita izany ...

    Madagascar – Mikorontana ny fitsarana – Laurent Ramaroson Taratra 8 mars 2018 T

    Tsy manao ny asany intsony ny mpampihatra lalàna, fa mikorontana izao ...Rehefa tafakatra fitsarana izany, voarirarira fa mikorontana ri zareo ao ...

    Latest news

    Najlepsze bonusy i sloty w polskim kasynie online – sprawdź ofertę

    Najlepsze bonusy i sloty w polskim kasynie online – sprawdź ofertę Najlepsze bonusy i sloty w polskim kasynie online –...
    - Advertisement -spot_imgspot_img

    Top-Ranked Online Casinos with the Best Pay Rates Live casino bonuses: A variety of incentives...

    Casino Beste Slots

    Double Diamond Online Gokkast Spelen Gratis En Met Geld Het is een kaartspel, tegen de tijd dat de vertegenwoordiger het...

    Must read

    Najlepsze bonusy i sloty w polskim kasynie online – sprawdź ofertę

    Najlepsze bonusy i sloty w polskim kasynie online –...

    Top-Ranked Online Casinos with the Best Pay Rates ...
    - Advertisement -spot_imgspot_img

    You might also likeRELATED
    Recommended to you

    Pokies Sites Online For Free Without Registration

    Discover the casinos offering the best slot games The last...