Corruption Madagascar

    Fanadiovana ny asan’ny Fitsarana – Tsy mamindra fo amin’ireo tsimatimanota ny ministra vaovao RANDRIANASOLO Jacques- Ao raha du 23 février 2019

    Hihaza an'ireo trondro vaventy. Nahitsy sy hentitra ny minisitry ny Fitsarana, Randrianasofo Jacques, raha niresaka ny fomba hoentiny manadio ny tontolon ny asan'ny Fitsarana. Nambarany fa:...

    Niaiky ny minisitry ny fitsarana RANDRIANASOLO Jacques fa anisany voateny matetika amin’ny kolikoly ny totolin’ny fitsarana – Taratra 23 février 2019

    Hihaza an'ireo trondro vaventy. Nahitsy sy hentitra ny minisitry ny Fitsarana, Randrianasofo Jacques, raha niresaka ny fomba hoentiny manadio ny tontolon ny asan'ny Fitsarana. Nambarany fa:...

    Ady amin’ny kolikoly – Tsy hisy fandeferana ary tsy hananan-kavana – Ino vaovao du 22 février 2019

    Fanapahan-kevitra mitsinjo ny tombontsoam-bahoana no navoakan’ny Filoham-pirenena. Ho foana ny gaboraraka fa ho hamafisina ny ady amin’ny kolikoly. Tapitra hatreo ny gaboraraka. Hentitra ny Fitondrana tarihin’ny Filoha Andry...

    Tsotra fa ny tanjon’ny SMM amin’izao fotoana itantanany azy izao dia hanery ny fanjakana hampihatra lalàna hoy Clément Jaona Filoha vaovao ny SMM –...

    Herinandro izao no nahavoafidy an’ingahy Clément Jaona izay filohan’ny SMM na ny sendikan’ny mpitsara Malagasy. Izy no voafidin’ny mpitsara eto Madagasikara hisolo an’i Herinaivo...

    Jacques Randrianasolo, Ministre de la Justice sur la braise, l’interpellation musclée de Mbola Rajaonah en est la preuve – Expressmada du 22 mars 2019

    A cause des crises politiques à répétition, être garde de Sceaux et ministre de la Justice devient un poste plus que délicat. Un siège éjectable...

    Hofaizina mafy ireo mpiasam-panjakana mpanao kolikoly – Ao Raha 22 fevrier 2019

    Tsy handefitra amina fisiana kolikoly intsony ny Filohan’ny Repoblika, Rajoelina Andry. Nisongadina nandritra ny Filankevitry ny minisitra notanterahina teny amin’ny lapan’Iavoloha ny  fandraisana  fepetra hentitra hiadiana amin’ny kolikoly ...

    Latest news

    Top-Ranked Online Casinos with the Best Pay Rates Live casino bonuses: A variety of incentives...
    - Advertisement -spot_imgspot_img

    Casino Beste Slots

    Double Diamond Online Gokkast Spelen Gratis En Met Geld Het is een kaartspel, tegen de tijd dat de vertegenwoordiger het...

    Jeux De Casino Virtuels En Ligne Gratuits

    Bonusbet Casino No Deposit Bonus Bodog offre plus d'options, n'oubliez pas de lire nos 10 meilleurs avis. Merci et...

    Must read

    Top-Ranked Online Casinos with the Best Pay Rates ...

    Casino Beste Slots

    Double Diamond Online Gokkast Spelen Gratis En Met Geld Het...
    - Advertisement -spot_imgspot_img

    You might also likeRELATED
    Recommended to you