Most recent articles by:

justice-madagascar.org

- Advertisement -

Vingt-cinq procès criminels en attente au pôle anti-corruption de Madagascar – Expressmada du 21 février 2019

Des gros poissons risquent d’en prendre pour quelques années. Le Pôle anti-corruption passera incessamment au jugement des affaires criminelles Le jugement. Il ne s'agirait plus qu'une question de...

Andramena sy volam-panjakana, anaran’ireo olona 30 mety ho samborina – La gazette de la grande île du 20 février 2019

Mbola mitana ny resaka eto amin’ny firenena ny mahakasika an’i Eddy sy Mbola Rajaonah izay voasambotra ny herinandro lasa teo ka napetraka vonjy maika...

Raharaha Hugues Ratsiferana voasazy herintaona an-tranomaizina sy Mbola Rajaonah namaeina ilay mercedès blindée – KOLO TV du 20 février 2019

Herinandro taorinan’ny fotoam-pitsarana, nivoaka io maraina io ny didim-pitsarana mikasika ny raharaha Hugues RATSIFERANA, mpanolo-tsaina manokan’ny Filohan’ny repoblika teo aloha sy Harivelo Niaina Tantely. Sazy mihatra heritaona an-tranomaizina...

Afrobaromètre 2018 sur la corruption à Madagascar – 69% de la population craignent des représailles après dénonciation – Midi madagasikara du 20 février 2019

Le bureau d’études COEF Ressources a présenté les résultats des sondages d’opinion dans le cadre de l’Afrobaromètre Round 7, hier, à l’hôtel Colbert Antaninarenina. Des...

Tsy ampy ny mpandraharaha ny fonja eto Madagasikara hoy ny ministeran’ny Fitsarana – Kolo Tv du 20 fevrier 2019

Manodidina ny resaka fonja izay hatrany dia lesoka goavana ary miteraka fahavakisan’ny fonja matetika eto Madagasikara ny tsy fahampian’ny mpiambina, izay raha ny fanazavan’ny tompon’andraikitra eo anivon’ny...

Corruption à Madagascar : gendarme – police – justice, le tiercé gagnant – Expressmada du 19 février 2019

L’enquête Afrobaromètre a sorti les résultats au titre de l'année 2018. Les trois secteurs liés à la sécurité sont pointés du doigt. Perception. Les forces de sécurité...

Nihabetsaka ny kolikoly eto Madagasikara tamin’ny taona 2018 ka anisany izany ny ao amin’ny Fitsarana hoy ny Afrobaromètre 2018 -LE JITE DU 19 FEVRIER...

Namoaka ny valin’ny fanadihadihana izay nataon’izy ireo ho an’ny taona 2018 novalin’ny Coeff ressources izay solontenan’ny afrobaromètre eto Madagasikara. Eo amin’ny sehatry ny kolikoly dia nambaran’ireo olona nohadihadihana...

Must read

- Advertisement -