Most recent articles by:

justice-madagascar.org

- Advertisement -

Lesona lehibe amin’ny fonctionnaire ny nanagadrana fonctionnaire milaza fa nandray baiko fotsiny – Clément Jaona Filoha SMM – Don dresaka – TV plus du...

  Clément Jaona - Magistrat - Président du syndicat des magistrats de Madagascar Lesona lehibe ho any fonctionnaire, indrindra ny fonctionnaire madinidinika ety ambany. Satria zareo...

RANDRIANASOLO Jacques affirme qu’il y a un relent de corruption sur la libération par les magistrats du présumé cerveau des kidnappings TV PLUS 3...

  Fampiatoana mpitsara dimy tao Toamasina izay nanome hafahafana vonjy maika olona iray voaroiroy amina raharaha fankana an-keriny teratany vahiny, nambaran’ny Minisitry ny Fitsarana omaly...

Suspension des quatre magistrats de Toamasina – Vers une bataille juridico-judiciaire entre magistrats puisque les loups ne se mangent pas entre eux – Midi...

Les 4 magistrats de la Cour d’Appel de Toamasina, suspendus de leurs fonctions, ont fait part de leur intention d’introduire un recours en sursis...

Tsikombakomba sy kolikoly avo lenta : Mbola mirioriosy mangatsiatsiaka any ny maro – La gazette DGI du 4 avril 2019

Azo ambara fa efa amperin’asa tanteraka ny fitondram-panjakana ankehitriny na dia mbola misy antokon-draharaha (direction) tokony hovaina aza ny tompon’andraikitra ao aminy any anivon’ny...

Tsy ampy ny fanagadrana any Eddy sy Mbola ary Hasimpirenena satria tsy izy ireo ihany no fantatra fa isan’ireo voarohirohy amin’ny halatra sy nanodinkodina...

Niandrandra fandrosoana haingana ny Malagasy ary maika dia maika tamin’izany. Ny antoko pôlitika najoro koa nanaovana tokam-barotra hoe Tgv (Train à grande vitesse) no...

Tsy zakan’ny mpitantana ny Jirama ny ady atao amin’ny gaboraraka sy halatra isan-karazany, efa nahatratra mpangalatra 41 ny Pro-GSI- 24H Mada FB du 4...

Namaly ny DG Jirama ny DG Pro Gsi : Aoka izay ny gaboraraka atao amin’ny orinasam-panjakana Jirama Saika raikitra ny sakoroka teo anoloan’ny vavahadiben’ny Jirama...

Kidnapping Tsaratanàna – Manahy ny vadin’ny maty sao havotsotra ilay kandidà – Midi madagasikara du 4 avril 2019

  Nisafidy ny hiteny amin’izay ny vadin’ilay kandidà ho depiote ao Tsaratanàna izay maty novonoin’ny mpaka an-keriny. « Tsiahiviko fa efa nandoa vola 20 tapitrisa ariary,...

Must read

- Advertisement -