la Justice à Madagascar est corrompue d’après le président de la République – Fotoambita du 28 juillet 2017

 

Iarahantsika manaiky fa mbola marefo ny fitsarana ankehitriny tsy takona hafenina ny fitarainana avy aminy sarambabebahoaka fa tototry ny kolikoly ny fitsarana mampihetry ny fitsarana sy ny didy avoakany izany ka manainga ny rehetra aho handray ny andraikitra trandrify azy hamerenana ny fitokisana ny fitsarana mba tsy halihina aminy fitsarana foana ireo teti-dratsy sy mamoafady atao ohatra ny fitsaram-bahoaka.

Miangavy ny mpitsara koa aho hanohy ny ezaka aminy fanadiovana ny raharaham-pitsarana hiverenany fitokisana